Teny iditra | 1 vato filokana |
Singan-teny | 2 vato, filokana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra [1.1] |
Tovy hevitra | 5 vato torahana, vato tsipazana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |